Psalms 22:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nankinina Taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny Ianao no nampivoaka ahy avy ao am-bohoka; Ianao no nampahatoky ahy fony aho mbola nampinonoin’ineny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao, Tompo ô, no namoaka ahy mba hiala avy tao an-kibon-dreniko ka nampandry ahy teo an-trotroany.
Malagasy Bible 1865
Nankinina taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nankinina Taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Ianao.
malagasy
Nankinina taminao hatrany am-bohoka aho; hatrany an-kibon-dreniko dia Andriamanitro Hianao.