Psalms 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manalavitra ahy Ianao fa akaiky ny fahoriana sady tsy misy olona hamonjy ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’ny fony aho vao teraka no efa nankinina taminao; hatrany an-kibon-dreniko dia Ianao no efa Andriamanitro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao teraka aho, dia nankinina taminao; mbola tany am-bohoka aho, efa Andriamanitro Ianao.
Malagasy Bible 1865
Aza manalavitra ahy Hianao, fa akaiky ny fahoriana, sady tsy misy mpamonjy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manalavitra ahy Ianao fa akaiky ny fahoriana sady tsy misy olona hamonjy ahy.
malagasy
Aza manalavitra ahy Hianao, fa akaiky ny fahoriana, sady tsy misy mpamonjy.