Psalms 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitangorona amiko ireo ombilahy maro, manemitra ahy ny maherin’i Basana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manalavitra ahy Ianao fa akaiky ny fahoriana, satria tsy misy olona tonga hamonjy ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza manalavitra ahy fa akaiky izao ny loza; ary izay hamonjy ahy dia tsy misy mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Mitangorona amiko ireo ombilahy be, ny maherin'i Basana manemitra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitangorona amiko ireo ombilahy maro, manemitra ahy ny maherin’i Basana.
malagasy
Mitangorona amiko ireo ombilahy be, ny maherin'i Basana manemitra ahy.