Psalms 22:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misanasana vava amiko izy; eny, toy ny liona mamiravira sy mierona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Itangoronan’ombalahy maro aho; temeran’ny maherin’i Basàna aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo fahavaloko no mitangorona amiko toa ombilahy maro manemitra ahy, toa ombilahy masiaka avy any Basàna.
Malagasy Bible 1865
Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misanasana vava amiko izy; eny, toy ny liona mamiravira sy mierona izy.
malagasy
Misanasana vava amiko izy; eny, liona mamiravira sy mierona izy.