Psalms 22:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa toy ny rano aidina aho ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko, miempo ato anatiko izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asanasanany amiko ny vavany; mova izy tsy ny liona mamiravira sy mierona iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misanasana vava hamely ahy ireny, mova tsy liona mandrotika sy mierona.
Malagasy Bible 1865
Efa rano aidina aho, ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa toy ny rano aidina aho ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko, miempo ato anatiko izy.
malagasy
Efa rano aidina aho, ka mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko: miempo ato anatiko izy.