Psalms 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maina tahaka ny tanimanga vakivaky ny heriko ary miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako; ao amin’ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tahaka ny rano mandeha ihany aho; ary mivaha ny taolako rehetra; tahaka ny savoka ny foko, miempo ato an-kiboko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Very hery toy ny rano mihanaka aho, ary mivahavaha ny taolako rehetra; toa savoka ny foko ka miempo ato anatiko.
Malagasy Bible 1865
Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko, ary ny lelako miraikitra amin'ny lanilaniko; ao amin'ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maina tahaka ny tanimanga vakivaky ny heriko ary miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako; ao amin’ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.
malagasy
Maina tahaka ny tavim-bilany ny heriko, ary ny lelako miraikitra amin'ny lanilaniko; ao amin'ny vovoky ny fahafatesana no ametrahanao ahy.