Psalms 22:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mitangorona amiko ny amboa, manemitra ahy ny andian’olon-dratsy, manindrona ny tongotro aman-tanako izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Maina tahaka ny tavim-bilany tany ny heriko, ary miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako; mampandry ahy ao amin’ny vovoky ny fahafatesana Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maina toy ny tavim-bilany ny tendako; miraikitra amin’ny lanilaniko ny lelako. Toa ao amin’ny vovoky ny fahafatesana no efa ametrahan’ny fahavaloko ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa mitangorona amiko ny amboa, ny fiangonan'ny ratsy fanahy manemitra ahy. Manindrona ny tongotro aman-tanako izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mitangorona amiko ny amboa, manemitra ahy ny andian’olon-dratsy, manindrona ny tongotro aman-tanako izy.
malagasy
Fa mitangorona amiko ny amboa, ny fiangonan'ny ratsy fanahy manemitra ahy. Manindrona ny tongotro aman-tanako izy [Na: Manodidina ny tongotro aman-tanako hoatra ny liona izy]