Psalms 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maha isa ny taolako rehetra aho. Mibanjina sady mangarika ahy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amboa no mitangorona amiko andian’olon-dratsy no mihenjy manodidina ahy; nandoaka ny tongotro aman-tanako izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andian’olon-dratsy no mitangorona amiko toa alika maromaro manodidina ahy; nafatotr’ireo ny tongotra aman-tanako.
Malagasy Bible 1865
Mahisa ny taolako rehetra aho ireo dia mibanjina sady mangarika ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maha isa ny taolako rehetra aho. Mibanjina sady mangarika ahy ireo.
malagasy
Mahisa ny taolako rehetra aho ireo dia mibanjina sady mangarika ahy.