Psalms 22:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mizara ny fitafiako ho azy izy ary anaovany antsapaka ny akanjoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mahisa ny taolako rehetra aho. Ireo kosa mandinika ahy sy mibanjina ahy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny taolako rehetra no sisa hita, satria mahia aho ka jeren’ireo fotsiny sady angarihany;
Malagasy Bible 1865
Mizara ny fitafiako ho azy izy; ary ny akanjoko ilokàny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mizara ny fitafiako ho azy izy ary anaovany antsapaka ny akanjoko.
malagasy
Mizara ny fitafiako ho azy izy; ary ny akanjoko ilokàny.