Psalms 22:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao TOMPO ô, aza manalavitra; ry heriko ô, faingàna hamonjy ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
zarain’izy ireo ny fitafiako, ary ilokany ny akanjoko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ifampizaràny ny fitafiako ary ataony antsapaka ny akanjoko.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Jehovah ô, aza manalavitra; ry Heriko ô, faingana hamonjy ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao TOMPO ô, aza manalavitra; ry heriko ô, faingàna hamonjy ahy!
malagasy
Fa Hianao, Jehovah ô, aza manalavitra; ry Heriko ô, faingana hamonjy ahy.