Psalms 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitro ô, miantso aho nony andro nefa tsy mamaly Ianao; miantso aho nony alina nefa tsy mahita fiononana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, Andriamanitra ô, nahoana no nilaozanao aho? Mitaraina aho, nefa mijanona lavitra ahy ny famonjena!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitro ô, Andriamanitro ô nahoana no dia nilaozanao aho? Nahoana no mijanona eny lavitra eny Ianao ka tsy mamonjy ahy na mihaino ny tarainako?
Malagasy Bible 1865
Andriamanitro ô, miantso aho nony andro, nefa tsy mamaly Hianao; ary nony alina, nefa tsy mahita fiononana aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitro ô, miantso aho nony andro nefa tsy mamaly Ianao; miantso aho nony alina nefa tsy mahita fiononana.
malagasy
Andriamanitro ô, miantso aho nony andro, nefa tsy mamaly Hianao; ary nony alina, nefa tsy mahita fiononana aho.