Psalms 22:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaho amin’ny sabatra aho, vonjeo amin’ny herin’ny amboa ny aiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao kosa, Iaveh ô, aza manalavitra ahy! Ianao heriko, faingàna hamonjy ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, TOMPO ô, aza manalavitra ahy; Ianao, ry heriko, faingàna re hamonjy.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo amin'ny sabatra ny fanahiko, dia ny hany malalako amin'ny herin'ny amboa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaho amin’ny sabatra aho, vonjeo amin’ny herin’ny amboa ny aiko!
malagasy
Vonjeo amin'ny sabatra ny fanahiko, dia ny hany malalako amin'ny herin'ny amboa.