Psalms 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afaho amin’ny vavan’ny liona sy amin’ny tandroky ny ombimanga aho! Dia namaly ahy Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afaho amin’ny sabatra ny fanahiko, ary ny aiko amin’ny fahefan’ny amboa!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afaho tsy ho ritra tankina ny aiko, arovy aho tsy ho rembin’ireo alika,
Malagasy Bible 1865
Vonjeo amin'ny vavan'ny liona aho; ary valio ho afaka amin'ny tandroky ny ombimanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afaho amin’ny vavan’ny liona sy amin’ny tandroky ny ombimanga aho! Dia namaly ahy Ianao!
malagasy
Vonjeo amin'ny vavan'ny liona aho; ary valio ho afaka amin'ny tandroky ny ombimanga. [Na: teo amin'ny tandroky ny ombimanga dia novalianao aho]