Psalms 22:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo izay matahotra NY TOMPO, miderà Azy! Ry taranak’i Jakoba rehetra, omeo voninahitra Azy! Matahora Azy, ry Zanak’Israely rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hitory ny Anaranao amin’ny rahalahiko aho; hidera Anao eo amin’ny fiangonana aho:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hanambara ny lazanao amin’ireo namako aho ary hidera Anao, rehefa miangona izahay:
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, miderà Azy; ry taranak'i Jakoba rehetra, manomeza voninahitra Azy; ary matahora Azy, ry Zanak'Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo izay matahotra NY TOMPO, miderà Azy! Ry taranak’i Jakoba rehetra, omeo voninahitra Azy! Matahora Azy, ry Zanak’Israely rehetra!
malagasy
Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, miderà Azy; ry taranak'i Jakoba rehetra, manomeza voninahitra Azy; ary matahora Azy, ry Zanak'Isiraely rehetra.