Psalms 22:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon’ny fahorian’ny ory Izy ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina Aminy ireny dia mihaino Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh ianareo izay matahotra Azy! manomeza voninahitra Azy ianareo rehetra taranak’i Jakôba, manajà Azy ianareo rehetra taranak’i Israely!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Miderà ny TOMPO, ianareo mpanaja Azy. Aoka hanome voninahitra Azy ianareo rehetra taranak’i Jakôba; aoka hangovitra eo anatrehany ianareo rehetra taranak’i Israely!
Malagasy Bible 1865
Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon'ny fahorian'ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny, dia mihaino Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon’ny fahorian’ny ory Izy ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina Aminy ireny dia mihaino Izy.
malagasy
Fa tsy manao tsinontsinona na marikorikon'ny fahorian'ny ory Izy, ary tsy mba manafina ny tavany aminy; fa raha mitaraina aminy ireny, dia mihaino Izy.