Psalms 22:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy Aminao no ahazoako manao fiderana eo amin’ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan’izay matahotra NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy nataony tsinontsinona na niambohoany ny fijalian’ny ory, tsy nanafina ny Tavany eo anatrehany Izy; ary nihaino Izy, nony nitaraina taminy ny ory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nohamavoiny na notebahiny ity mahantra izay vesaram-pahoriana; tsy nandà ny hifanatri-tava aminy Izy, fa nihaino tokoa ny tarainany.»
Malagasy Bible 1865
Avy aminao no ahazoako manao fiderana eo amin'ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan'izay matahotra an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy Aminao no ahazoako manao fiderana eo amin’ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan’izay matahotra NY TOMPO.
malagasy
Avy aminao no ahazoako manao fiderana eo amin'ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan'izay matahotra an'i Jehovah.