Psalms 22:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihinana ny mpandefitra ka ho voky; hidera NY TOMPO ireo izay mitady Azy. Ho velona mandrakizay anie ny fonareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho Ianao dia hanàko eo amin’ny fiangonan-dehibe ny hirako; hefaiko eo anatrehan’izay matahotra Anao ny voadiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, Ianao no ahazoako midera Anao rehefa tafangona maro ny vahoakanao; eo anatrehan’ireo mpanaja Anao no hanefako ny voadiko taminao.
Malagasy Bible 1865
Hihinana ny mpandefitra ka ho voky; hidera an'i Jehovah izay mitady azy; ho velona mandrakizay anie ny fonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihinana ny mpandefitra ka ho voky; hidera NY TOMPO ireo izay mitady Azy. Ho velona mandrakizay anie ny fonareo!
malagasy
Hihinana ny mpandefitra ka ho voky; hidera an'i Jehovah izay mitady azy; ho velona mandrakizay anie ny fonareo.