Psalms 22:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa an’NY TOMPO ny fanjakana; manapaka ny firenen-tsamihafa Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fara vazantany rehetra hahatsiaro sy hitodika an’i Iaveh, ary ny fokom-pirenena rehetra hiankohoka eo anatrehan’ny Tavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny vahoaka hatrany am-paran’ny tany hahatsiaro ny TOMPO ka hiverina aminy; aoka ny fianakaviamben’ny firenen-drehetra samy ho tonga hiankohoka eo anatrehany!
Malagasy Bible 1865
Fa an'i Jehovah ny fanjakana; ary manapaka amin'ny firenen-tsamy hafa Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa an’NY TOMPO ny fanjakana; manapaka ny firenen-tsamihafa Izy.
malagasy
Fa an'i Jehovah ny fanjakana; ary manapaka amin'ny firenen-tsamy hafa Izy.