Psalms 22:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihinana sy hiankohoka koa ny mpanefoefo rehetra ambonin’ny tany; eo anatrehany no hiondrehan’izay rehetra midina any amin’ny vovoka, dia ireo izay tsy mahavelona ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa an’i Iaveh ny fanjakana; Izy no manapaka amin’ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO no mpanjaka, Izy no manapaka amin’ireo firenena.
Malagasy Bible 1865
Hihinana sy hiankohoka ny mpanefoefo rehetra ambonin'ny tany, eo anatrehany no hiondrehan'izay rehetra efa hidina any amin'ny vovoka ka tsy mahavelona ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihinana sy hiankohoka koa ny mpanefoefo rehetra ambonin’ny tany; eo anatrehany no hiondrehan’izay rehetra midina any amin’ny vovoka, dia ireo izay tsy mahavelona ny ainy.
malagasy
Hihinana sy hiankohoka ny mpanefoefo rehetra ambonin'ny tany, eo anatrehany no hiondrehan'izay rehetra efa hidina any amin'ny vovoka ka tsy mahavelona ny ainy.[Heb: matavy]