Psalms 22:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa masina Ianao, ry mipetraka eo amin’ny fideràn’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, miantso aho, ritra ny andro, nefa tsy mamaly ahy Ianao; ary nony alina, nefa tsy mahita fiononana aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandritra ny andro aho miantso Anao saingy tsy valianao, Andriamanitro ô; ary miantso koa aho amin’ny alina, saingy tsy mahazo fiononana.
Malagasy Bible 1865
Kanefa masina Hianao, Ry mipetraka eo ambonin'ny fideran'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa masina Ianao, ry mipetraka eo amin’ny fideràn’ny Israely.
malagasy
Kanefa masina Hianao, Ry mipetraka eo ambonin'ny fideran'ny Isiraely.