Psalms 22:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy taranaka hanompo Azy ary ny Tompo dia holazaina amin’ny taranaka ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manam-pahefana eto ambonin’ny tany hihinana sy hiankohoka, izay rehetra midina ho any amin’ny vovoka, hiondrika eo anoloany; dia ireo tsy mahay manalava ny andro iainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hiankohoka eo anoloany aza ireo rehetra matory ao ambanin’ny tany: handohalika avokoa eo anatrehany izay rehetra miverina ho vovoka satria efa tsy nisy aina intsony.
Malagasy Bible 1865
Hisy taranaka hanompo Azy; ary ny Tompo dia holazaina amin'ny taranaka ho avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy taranaka hanompo Azy ary ny Tompo dia holazaina amin’ny taranaka ho avy.
malagasy
Hisy taranaka hanompo Azy; ary ny Tompo dia holazaina amin'ny taranaka ho avy.Hisy ho avy ka hanambara ny fahamarinany, amin'ny olona izay mbola hateraka, fa Izy no nanao izany.