Psalms 22:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hisy ho avy ka hanambara ny fahamarinany amin’ny olona izay mbola hateraka fa Izy no nanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanompo Azy ny taranaka; holazaina amin’ny taranaka ho avy ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanompo Azy ny taranak’ireny; ny taranaka manaraka hilazana ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Hisy ho avy ka hanambara ny fahamarinany, amin'ny olona izay mbola hateraka, fa Izy no nanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hisy ho avy ka hanambara ny fahamarinany amin’ny olona izay mbola hateraka fa Izy no nanao izany.
malagasy
Hisy ho avy ka hanambara ny fahamarinany, amin'ny olona izay mbola hateraka, fa Izy no nanao izany.