Psalms 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nitokian’ny razanay; natoky izy ka nanafaka azy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa masina Ianao, ary mipetraka eo amin’ny hiran’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mipetraka an-tsezafiandrianana Ianao, ry ilay Andriamanitra masina Izay fidèran’i Israely vahoakanao.
Malagasy Bible 1865
Hianao no nitokian'ny razanay; Natoky izy, ka namonjy azy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nitokian’ny razanay; natoky izy ka nanafaka azy Ianao.
malagasy
Hianao no nitokian'ny razanay; Natoky izy, ka namonjy azy Hianao.