Psalms 22:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao no nitarainany ka afa-nandositra izy; Ianao no nitokiany ka tsy nitsanga-menatra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no nitokian’ny razanay; natoky izy ka nanafaka azy Ianao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitoky taminao ireo razanay; natoky Anao izy ka tsy diso fanantenana,
Malagasy Bible 1865
Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao no nitarainany ka afa-nandositra izy; Ianao no nitokiany ka tsy nitsanga-menatra izy.
malagasy
Hianao no nitarainany, ka afaka izy; Hianao no nitokiany, ka tsy menatra izy.