Psalms 22:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia olitra fa tsy olona, fandatsan’olona sy fanevatevam-bahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
niantso Anao izy ka voavonjinao; natoky Anao izy ka tsy azon-kenatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
niantso vonjy taminao ka nafahanao, natoky Anao ka tsy diso fanantenana.
Malagasy Bible 1865
Ary izaho dia olitra, fa tsy olona, fandatsan'olona sy fanevatevam-bahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia olitra fa tsy olona, fandatsan’olona sy fanevatevam-bahoaka.
malagasy
Ary izaho dia olitra, fa tsy olona, fandatsan'olona sy fanevatevam-bahoaka.