Psalms 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy, manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka miteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izaho, dia olitra aho fa tsy olona; fandàtsan’ny olona, faikam-bahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa toy ny kankana aho fa tsy olona intsony, ka sady voaompa no lavin’ny vahoaka;
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy; manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy, manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka miteny hoe:
malagasy
Izay rehetra mahita ahy dia manaraby ahy; manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe: