Psalms 22:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa niankina tamin’NY TOMPO izy, dia aoka Izy hamonjy azy; eny, aoka Izy hanafaka azy, satria mankasitraka azy Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa; misoka-molotra izy ary mihifikifi-doha:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay mahita ahy dia maneso avokoa, manondro molotra, mihifikifi-doha.
Malagasy Bible 1865
Ankino amin'i Jehovah, dia aoka Izy hamonjy azy; eny, aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa niankina tamin’NY TOMPO izy, dia aoka Izy hamonjy azy; eny, aoka Izy hanafaka azy, satria mankasitraka azy Izy!
malagasy
Ankino amin'i Jehovah, dia aoka Izy hamonjy azy; eny, aoka Izy hanafaka azy, raha mankasitraka azy Izy.[Na: Efa niankina tamin'i Jehovah izy]