Psalms 22:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao no nampivoaka ahy avy tao an-kibo; nampandry ahy fehizay Ianao, fony aho mbola nampinonoin’ny reniko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka izy hanankina ny tenany amin’i Iaveh. Aoka hovonjena izy. Aoka hafahany izy fa tiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy izy ireo ny amiko hoe: «Ny TOMPO no itokiany ka aoka hanavotra; eny tia azy Izy, ka aoka hanafaka!»
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao no nampivoaka ahy avy tao an-kibo; nampandry ahy fahizay ianao, fony aho mbola nampinonoin'ny reniko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao no nampivoaka ahy avy tao an-kibo; nampandry ahy fehizay Ianao, fony aho mbola nampinonoin’ny reniko;
malagasy
Fa Hianao no nampivoaka ahy avy tao an-kibo; nampandry ahy fahizay ianao, fony aho mbola nampinonoin'ny reniko;