Psalms 23:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no Mpiandry ahy: Tsy misy zava-mahory ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Davida. I Iaveh no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida Ny TOMPO no mpiandry ahy ka tsy ory na inona na inona aho.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no Mpiandry ahy: Tsy misy zava-mahory ahy.
malagasy
[Ny Mpiandry Tsara] Salamo nataon'i Davida. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho,