Psalms 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampandry ahy amin’ny ahi-maitso Izy, mitondra ahy ho eo amoron’ny rano fialan-tsasatra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampandry ahy eo amin’ny vilona maitso Izy, mitondra ahy ho eo amoron-drano mampangatsiatsiaka;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampandrîny eo amin’ny ahi-maitso aho ary entiny eo amin’ny rano mahafa-tsasatra,
Malagasy Bible 1865
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampandry ahy amin’ny ahi-maitso Izy, mitondra ahy ho eo amoron’ny rano fialan-tsasatra Izy.
malagasy
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.