Psalms 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana noho ny anarany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mamelombelona ny fanahiko. Mitarika ahy amin’ny lala-mahitsy; noho ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
velombelominy aina indray aho, ary tarihiny amin’ny lala-marina, satria mpiandry an’i Israely Izy.
Malagasy Bible 1865
Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin’ny lalan’ny fahamarinana noho ny anarany Izy.
malagasy
Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy.