Psalms 24:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza ary izao Mpanjakan’ny voninahitra izao? Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Izy no Mpanjakan’ny voninahitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa izany Mpanjakan’ny voninahitra izany? I Iavehn’ny tafika, Izy no Mpanjakan’ny voninahitra! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Iza moa izany mpanjaka be voninahitra izany? –Ilay TOMPOn’izao rehetra izao, Izy no mpanjaka be voninahitra! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah, Tompon'ny maro, Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza ary izao Mpanjakan’ny voninahitra izao? Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Izy no Mpanjakan’ny voninahitra!
malagasy
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah, Tompon'ny maro, Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.