Psalms 24:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izy no manorina azy eo ambonin’ny ranomasina, eo ambonin’ny renirano no ampitoerany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Izy no nanorina azy, tambonin’ny ranomasina; sy nampitoetra azy tambonin’ny ony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nanorina azy teo ambony ranomasina ka mampaharitra azy eo ambonin’ny onja.
Malagasy Bible 1865
Fa Izy no nanorina azy tambonin'ny ranomasina. Tambonin'ny rano no nampitoerany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izy no manorina azy eo ambonin’ny ranomasina, eo ambonin’ny renirano no ampitoerany azy.
malagasy
Fa Izy no nanorina azy tambonin'ny ranomasina. Tambonin'ny rano no nampitoerany azy.