Psalms 24:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no hiakatra any amin’ny tendrombohitry NY TOMPO? Ary iza no hijoro ao amin’ny fitoerany masina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no hiakatra any amin’ny tendrombohitr’i Iaveh? iza no hitoetra eo amin’ny fitoerany masina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Iza àry no hiakatra ny tendrombohitry ny TOMPO? Zovy no hahajoro ao amin’ny Toeramasiny?
Malagasy Bible 1865
Iza no hiakatra any an-tendrombohitr'i Jehovah? ary iza no hitoetra ao amin'ny fitoerany masina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no hiakatra any amin’ny tendrombohitry NY TOMPO? Ary iza no hijoro ao amin’ny fitoerany masina?
malagasy
Iza no hiakatra any an-tendrombohitr'i Jehovah? ary iza no hitoetra ao amin'ny fitoerany masina?