Psalms 24:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin’ny lainga na mianiana hamitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tsy manan-tsiny ny tanany, ary madio ny fony, izay tsy manarana ny fanahiny amin’ny lainga, ary tsy mianiana mba hamitaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy nirona tamin’ny lainga na nianiana hoenti-mamitaka.
Malagasy Bible 1865
Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin'ny lainga, na mianiana hamitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin’ny lainga na mianiana hamitaka.
malagasy
Izay madio tanana sy mahitsy fo, izay tsy manandratra ny fanahiny ho amin'ny lainga, na mianiana hamitaka.