Psalms 24:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handray fitahiana avy amin’NY TOMPO izy ary hahazo fahamarinana avy amin’Andriamanitry ny famonjena azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hahazo ny fanambinan’i Iaveh izy, ny fahamarinana avy amin’ny Tompon’ny famonjeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no handray ny fitahian ’ny Tompo, sy hoeken’Andriamanitra Mpamonjy ho marina.
Malagasy Bible 1865
Handray fitahiana avy amin'i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin'Andriamanitry ny famonjena azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handray fitahiana avy amin’NY TOMPO izy ary hahazo fahamarinana avy amin’Andriamanitry ny famonjena azy.
malagasy
Handray fitahiana avy amin'i Jehovah izy, ary fahamarinana avy amin'Andriamanitry ny famonjena azy.