Psalms 24:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia i Jakoba!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany ny taranak’izay mitady Azy, dia ireo mitady ny Tavan’ny Andriamanitr’i Jakôba. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no karazan’olona mitady an’Andriamanitra, te hiatrika an’ilay Andriamanitr’i Jakôba! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia i Jakoba!
malagasy
Izany no taranaka mitady Azy, izay mitady ny tavanao, dia Jakoba. [Na: Izay mitady ny tavanao, ry Andriamanitr'i Jakoba]