Psalms 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza izao Mpanjakan’ny voninahitra izao? NY TOMPO mahery Tsitoha, NY TOMPO mpiady mahery.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa izany Mpanjakan’ny voninahitra izany? I Iaveh mahery sy mahefa, I Iaveh mahery an’ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Iza moa izany mpanjaka be voninahitra izany? –Ilay TOMPO mahefa sy mahery, ilay TOMPO mahery an’ady!
Malagasy Bible 1865
Iza izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza izao Mpanjakan’ny voninahitra izao? NY TOMPO mahery Tsitoha, NY TOMPO mpiady mahery.
malagasy
Iza izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah mahery tsitoha, Jehovah mpiady mahery.