Psalms 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady! Misandrata ianareo ry varavarana fahagola, mba hidiran’ny Mpanjakan’ny voninahitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Asandrato ny tataonareo, ry vavahady; misandrata ianareo, ry varavarana fahagola hidiran’ny Mpanjakan’ny voninahitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Akaro ny tataonareo, ry vavahady; misandrata, ry varavarana fahagola, mba hidiran’ny mpanjaka be voninahitra!
Malagasy Bible 1865
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady; ary manandrata ny lohanareo, ry varavarana fahagola,2 mba hidiran'ny Mpanjakan'ny voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady! Misandrata ianareo ry varavarana fahagola, mba hidiran’ny Mpanjakan’ny voninahitra!
malagasy
Asandrato ny lohanareo, ry vavahady; ary manandrata ny lohanareo, ry varavarana fahagola,2 mba hidiran'ny Mpanjakan'ny voninahitra.Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao? Jehovah, Tompon'ny maro, Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.