Psalms 25:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalan’NY TOMPO rehetra dia famindrampo sy fahamarinana ho an’izay mitandrina ny fanekeny sy ny teny vavolombelony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Famindram-po amam-pahamarinana avokoa ny lalan’i Iaveh amin’izay mitandrina ny fanekeny sy ny didiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny torohevitra rehetra ataon’ny TOMPO dia maneho fitiavana tsy miova ho an’izay manaraka ny baiko raketin’ilay fanekempihavanany.
Malagasy Bible 1865
Ny lalan'i Jehovah rehetra dia famindram-po sy fahamarinana amin'izay mitandrina ny fanekeny sy ny teni-vavolombelony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalan’NY TOMPO rehetra dia famindrampo sy fahamarinana ho an’izay mitandrina ny fanekeny sy ny teny vavolombelony.
malagasy
Ny lalan'i Jehovah rehetra dia famindram-po sy fahamarinana amin'izay mitandrina ny fanekeny sy ny teni-vavolombelony.