Psalms 25:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny anaranao, TOMPO ô dia mamelà ny heloko fa lehibe izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny Anaranao, ry Iaveh, dia hamela ny heloko Ianao fa lehibe izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba ho voninahitrao, dia avelao ny heloko na lehibe aza.
Malagasy Bible 1865
Noho ny anaranao, Jehovah ô, dia mamelà ny heloko, fa lehibe izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny anaranao, TOMPO ô dia mamelà ny heloko fa lehibe izany.
malagasy
Noho ny anaranao, Jehovah ô, dia mamelà ny heloko, fa lehibe izany.