Psalms 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no lehilahy matahotra NY TOMPO? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no olona matahotra an’i Iaveh? Hampianarin’i Iaveh azy ny lalana tokony hofidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy olona manaja ny TOMPO, dia hotoroany ny làlan-kofidina koa izy.
Malagasy Bible 1865
Iza no lehilahy matahotra an'i Jehovah? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no lehilahy matahotra NY TOMPO? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny.
malagasy
Iza no lehilahy matahotra an'i Jehovah? Izy no hampianariny izay lalana tokony hofidiny.