Psalms 25:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitoetra amin’ny soa izy ary handova ny tany ny taranany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandry amim-piadanana ny fanahiny, ary hanana ny taniny ny taranany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hiaina amim-piadanana izany olona izany; ary ny taranany no handova ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ny fanahiny hitoetra amin'ny soa; ary ny taranany handova ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitoetra amin’ny soa izy ary handova ny tany ny taranany.
malagasy
Ny fanahiny hitoetra amin'ny soa; ary ny taranany handova ny tany.