Psalms 25:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mijery NY TOMPO mandrakariva ny masoko fa Izy no nanafaka ny tongotro tamin’ny fandrika harato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitodika any amin’i Iaveh mandrakariva ny masoko, fa Izy no hanafaka ny tongotro amin’ny fandrika harato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Banjiniko mandrakariva ny TOMPO, fa Izy ihany no hanafaka ahy amin’ny harato namandrihana ahy.
Malagasy Bible 1865
Ny masoko mijery an'i Jehovah mandrakariva; fa Izy no nanafaka ny tongotro tamin'ny fandrika harato.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mijery NY TOMPO mandrakariva ny masoko fa Izy no nanafaka ny tongotro tamin’ny fandrika harato.
malagasy
Ny masoko mijery an'i Jehovah mandrakariva; fa Izy no nanafaka ny tongotro tamin'ny fandrika harato.