Psalms 25:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitombo ny fahorian’ny foko; afaho amin’ny fahatereko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihalehibe ny fahorian’ny foko, afaho amin’ny fahaporetako aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toneo ny tebitebin’ny foko ary tsoahy avy ato an-katerena aho.
Malagasy Bible 1865
Ny fahorian'ny foko efa mihalehibe; afaho amin'ny fahatereko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitombo ny fahorian’ny foko; afaho amin’ny fahatereko aho.
malagasy
Ny fahorian'ny foko efa mihalehibe; afaho amin'ny fahatereko aho.