Psalms 25:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko ka mamelà ny fahotako rehetra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ny fahoriana amam-pijaliako; ary avelao ny fahotako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ny fahoriako sy ny fijaliako, ka avelao ny fahotako rehetra.
Malagasy Bible 1865
Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko, ka mamelà ny fahotako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko ka mamelà ny fahotako rehetra!
malagasy
Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko, ka mamelà ny fahotako rehetra.