Psalms 25:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitro ô, Ianao no itokiako, aoka tsy hitsanga-menatra aho! Aoka tsy hibitahan’ny fahavaloko aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho, aoka tsy hifalian’ny fahavaloko aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, Ianao no itokiako ka aza avela ho diso fanantenana aho na ho resy hifalian’ny fahavaloko!
Malagasy Bible 1865
Andriamanitro ô, Hianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho; aoka tsy hifalian'ny fahavaloko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitro ô, Ianao no itokiako, aoka tsy hitsanga-menatra aho! Aoka tsy hibitahan’ny fahavaloko aho!
malagasy
Andriamanitro ô, Hianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho; aoka tsy hifalian'ny fahavaloko aho.