Psalms 25:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Arovy aho mba ho velona ka vonjeo aho! Aoka tsy hitsanga-menatra aho fa mialoka Aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Arovy ny fanahiko, ary vonjeo aho; aoka tsy ho menatra aho, fa Ianao no nametrahako ny fitokiako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Arovy re aho ka vonjeo; aoka tsy ho diso fanantenana aho, satria Ianao no fialofako!
Malagasy Bible 1865
Arovy ny fanahiko, ka vonjeo aho; aoka tsy ho menatra aho, fa mialoka aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Arovy aho mba ho velona ka vonjeo aho! Aoka tsy hitsanga-menatra aho fa mialoka Aminao.
malagasy
Arovy ny fanahiko, ka vonjeo aho; aoka tsy ho menatra aho, fa mialoka aminao.