Psalms 25:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ny tsy fananan-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy fa manantena Anao aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haharo ahy anie tsy fananan-tsiny amam-pahitsiana, fa Ianao no antenaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantehitra aminao aho, Tompo ô, mba hiarovanao ahy hadio sy hahitsy.
Malagasy Bible 1865
Aoka ny tsi-fisian-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy; fa miandry Anao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ny tsy fananan-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy fa manantena Anao aho!
malagasy
Aoka ny tsi-fisian-tsiny sy ny fahitsiana no hiaro ahy; fa miandry Anao aho.Andriamanitra ô, afaho ny Isiraely, amin'ny fahoriany rehetra.