Psalms 25:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra ô, afaho amin’ny fahoriany rehetra ny Israely
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, afaho i Israely amin’ny fahoriany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, ilay Israely vahoakanao mba afaho amin’ny zava-drehetra mahory azy!
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra ô, afaho ny Isiraely, amin'ny fahoriany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra ô, afaho amin’ny fahoriany rehetra ny Israely
malagasy
Andriamanitra ô, afaho ny Isiraely, amin'ny fahoriany rehetra.